Tantara mikasika ny Fanabeazana tamin'ny Aogositra, 2024
Fa maninona no tsy vakìn'izay tena tokony hisitraka azy ny voka-pikarohan'ny manampahaizana — ary afa-manova izany ve isika?
"Matetika ireo mpanao fikarohana efa mampita izay niresahako ihany no mahazo ireo gazety amoahana voka-pikarohana maro."
Fambolena tsara kajy, zavatra ankafizin'i Aicha Biaou, Tôgôley manomana doctorat
Aicha Biaou ,tovovavy tôgôley iray, dia manomana maripahaizana momba ny fambolena tsara paika ao amin'ny oniversitem-panjakana ao Oklahoma, sampana manokana momba ny fitantanana ny harena ambanin'ny tany sy ny rano, mba hanavoazana ny tontolon'ny fambolena
Ny fomba fanomezan'i Barbados voninahitra ireo zokiolona feno zato taona ao aminy
Manan-tarazo mankalaza ny zokiolona sy manao azy ireo hahatsapa ho voatokana sy tsy voahilika i Barbados, fa toe-javatra mampanahy ny herisetra atao amin'ny zokiolona.
Mankalaza ny Andron'ny Fanafahana ny Karaiba
"Ankehitriny, tsaroanay sy omem-boninahitra ny herim-pon'ny razambenay sy ny fahavononana hanafaka sy hanorina hoavy tsara kokoa izay misy ny rariny, ny fitoviana ary ny fahafahana ho an'ny rehetra."
Mety ho asesika ao an-dohan'ireo mpianatra ambaratonga faharoa any Hong Kong ny “Fisainana Xi Jinping”
Anisan'ireo lohahevitra ho an'ny fanabeazana tia tanindrazana ao Hong Kong ny : Fisainana Xi Jinping, ny sôsialisma manana ny toetra mampiavaka ny Shinoa sy ny fiarovam-pirenena
Zavakantom-panoherana ho fitaovam-piadian'ny Hetsiky ny Mpianatra ao Bangladesh izao
Tranga miavaka amin'ny hetsiky ny mpianatra ao Bangladesh amin'izao fotoana izao ny fampiasana sariitatra sy tantara an-tsary zaraina amin'ny media sosialy, sy graffiti mbamin'ny afisy eny an-dalana.