Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Mey, 2018
Libanona : Fiarahamonina Sy Fifanoherana
Misy karazana fo samihafa: vita amin'ny vy, vita amin'ny fingotra, vita amin'ny kristaly. Iza amin'ireo no tianao hanànana ?
Paragoay : Trano Vita Amin'ny Voatavomonta sy Plastika
Karazana voatavomonta afaka afangaro plastika dia hanjary ho akora fampiasa amin'ny asa fanorenana trano. Misy hamahànana, hitazonana ny fahasalamana, ary hiantohana ny famokarana tantely avy amin'ny tohotra ihany koa
Makedonia: Fikomiana antserasera manohitra ny drafitra “Skopje 2014″
Taorian'ny taona maro nanaovana filazana miafina, ny fanodinkodinan-tsaina ataon'ny media ary fialana bala ataon'ny fanjakam-birao midify ny fitakiana mangarahara, tamberina andraikitra ary ny fandraisan'ny olom-pirenena andraikitra, nametraka drafitra ihany ny governemanta eo an-toerana [fiadidian'ny kaominina] ao amin'ny Kaominina Centar [MK] nony farany.
Azia Atsimo: Politika, Hasambarana, Finoana Ary Vorona
Hitantsika amin'ity lahatsoratra manaraka ity ireo vaovao farany indrindra avy amin'ireo blaogy isankarazany mikasika ireo firenena Aziatika Tatsimo.
Horakoraky Ny Blaogy Bangladesh -12
Maro ireo blaogy nihorakoraka mikasika ny zava-misy ao Bangladesh.
Enimpolo taona nisiam-piovana fa mbola velona hatrany ilay tranon-tsarimihetsika novelomin'ny fianakaviana tao Thailandy
"Efa nanara-bolontany ny tsiro tadiavin'ny olona izay miovaova hatrany izahay. Izany no nahatonga anay nanova endrika in-telo ny teathra. Ny fianakaviana no mamelona ny fiharianay ary saika havana avokoa ny ankamaroan'ny mpiasa."
Reharehan'i Bangladesh Ny Nandefasan-dry Zareo Ny Zanabolany Voalohany Ho Eny Amin'ny Habakabaka
"Fametrahana feno fahombiazana ny Bangabandhu Satellite-1 eny amin'ny làlan-kizorany nataon'ny Falcon 9 Block 5 an'ny SpaceX. Toy izao angamba no fomba fiovàn'ny firenena iray, tena feno rehareha."
Japana: Ny Ady Atrehan'Ireo Mitondra Ny Otrikaretina VHC
Tsy zava-baovao ao Japàna intsony ny tantaran'ireo fanomezana rà maloto. Ny taona 1980, marary maro nanaraka fitsaboana mikasika ny tsy fahampian-drà no nahazo ny otrikaretina VIH vokatry ny rà maloto nampidirina taminy, nohon'ny tsy fahampian'ny fanarahamaso avy amin'ny governemanta sy ireo Orinasa fivarotampanafody mahakasika ny fanapahankevitra tany aloha noraisin'ny FDA hanaisotra ny fankatoavany ireo vokatra.
Bilaogy Jordaniana: Ny andron'ny orampanala sy ireo fitantarana hafa nandritra ny volana Martsa
Ny resaka toetr'andro hafahafa no tantara lehibe indrindra nampalaza tampoka ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana ....
Kyrgyzstàna: Manomboka Fankafizana Dadabe Noely Ka Hatramin'ny “Subbotnik”
Tapa-bolana izay dia fehezan-dahatsoratra mahaliana sy fanehoankevitra mananihany niaraka tamin'ny sary mamirapiratry ny fetibe voalohan'ny dadabe noely rehefa ririnina any Kyrgyzstàna no natolotra tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kyrgyz ...