Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Septambra, 2017
Fanentanana Mandrisika Ireo Toeram-pisakafoanana Ao Singapaoro Hampiasa Menaka Voanio Tsy Nanaovana Tavy
"Handrisika bebe kokoa ireo mpamokatra menaka voanio ny habetsahan'ny olona mangataka menaka voanio tsy nanaovana tavy."
Rivodoza Irma, Mamely Sahady an'i Porto Riko Efa Ianjadian'ny Fahasahiranana
Mizaka ny tsy eran'ny ainy vokatry ny fandalovan'ilay rivodoza Irma i Porto Riko, nosy iray efa ravaravan'ny fahasahiranana ara-toekarena sy politika rahateo.
Shily: Fivoriana Amin'ny Fisainana Mpanombo-Draharaha Ihariana
Notontosaina tamin'ny fiandohan'ny taona (2007) tao Santiago ny Webprendedor, fihaonan'ny mpanombo-draharaha sy ireo liana te-hahafantatra ny fanaovana izany. Tsy resaka teknika loatra ny fampianarana, fa nifantoka kokoa amin'ny vinam-pihariana, fikarakarana ny mpanjifa, ary ny fomba fanangonana famatsiam-bola. Nanoratra ny zava-natrehiny tamin'izany ny bilaogera.
Vaovao Faikany Ny Hoe Misokatra Ao Turkmenistan Ny Starbucks
Ao amin'ny fisotroana kafe "Starbucks" hosoka, 12,50 manats ny vidin'ny cappuccino "lehibe" iray , avo roa heny amin'ny vidiny any amin'ny toerana fisotroana kafe malaza hafa ao Ashgabat.