Noraràn'ny polisy shinoa ireo fitafy ‘hafahafa’ ary nohodidininy ireo mpifety mialoha HalloweenNilazàna hanaisotra ny costumes ny mpandray anjara ary nosamborinaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo31 Oktobra 2024
Ny fiezahan'i Guyana miroso mankany amin'ny tanjom-pikajiana 30×30Mametraka hampahomby ny tetipanorom-pampandrosoana kely karbôna ity firenena ityMpanoratra Cari-Bois News Nandika Andriamifidisoa Zo29 Oktobra 2024
Tsy mora ny fananana sy ny fampiasana drôna any AzerbaijanMila ho tsy azo tanterahina ny fahazoan-dalana hanana drôna ao AzerbaijanMpanoratra Meltem Talibzade Nandika Raveloaritiana Mamisoa24 Oktobra 2024
‘Mividiana takelaka fakàna herin'ny masoandro,’ hoy ireo manampahefana kiobàna raha miatrika olana fahatapahana herinaratra henjana iray hafa ilay nosyMahatonga ireo marary mafy ho tandindonin-doza ny tsy fahampian'ny solika ho an'ireo milina mpamokatra herinaratra any amin'ny hôpitalyMpanoratra Michel N. Nandika avylavitra24 Oktobra 2024
Andrana sary: Avy amin'ny fanohanan'ny mpanjaka ka hatramin'ireo mpanao asa tànana maoderina, Udaipur, ilay lova manankarenan'ny hoditra avy amin'i IndiaNy asa nentindrazana fikarakarakana hoditra ao Udaipur mampifamatotra ny lasa sy ny ankehitrinyMpanoratra Shivansh Srivastava Nandika avylavitra19 Oktobra 2024
Voatendry ho Lehiben'ny Mpanatanterak'i Macau ankehitriny ny kandidà tokana Sam Hou FaiTeraka tany Shina Tanibe ny lehiben'ny mpanatanterakaMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo16 Oktobra 2024
Nitarika tsikera sy fiantsoana tany amin'ny polisy ny tolo-kevitra tsy maintsy hanaovana fanamarinana halal tao MalayziaMpanao lalàna nanana ahiahy tamin'ny tolo-kevitra iray notoriana tany amin'ny polisy fa manohintohina fahatsapana ara-pivavahana.Mpanoratra Mong Palatino Nandika Andriamifidisoa Zo14 Oktobra 2024
Miantso fiarahamiasa bebe kokoa mba hahatratrana ny tanjona 30 X 30 ireo manampahaizana ara-tontolo iainana ao Karaiba'Ho zavadehibe ny fikajiana ny sisintany, ireo loharanonkarena iombonana, ary ny pôlitikan'ny fiarahamiasa'Mpanoratra Cari-Bois News Nandika Sylvia Aimée13 Oktobra 2024
Vehivavy ao amin'ny sehatrasa fitrandrahana ao Afrika: Lahatsary fanadihadiana nataon'i Aïssatou FofanaJeolojista ny vehivavy sasany , ny sasany kosa mpitondra fiara goavanaMpanoratra Jean Sovon Nandika (en) i Laura, Raveloaritiana Mamisoa12 Oktobra 2024
Fitomboam-pandaniana ara-miaramilan'i Iran: Eritreritry ny fanamafisana ny lafiny ara-miaramila manoloana ny fitomboan'ireo fifandirana ao amin'ny faritraTaratry ny fihozongozonana lehibe izoran'izao tontolo izao ny fisondrotan'ny fandaniana ara-miaramila ao Azia Andrefana, Eoropa, ary Azia atsinananaMpanoratra Walid El Houri Nandika Andriamifidisoa Zo08 Oktobra 2024