Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Jona, 2024
Afaka ny ho vahaolan'ny trosan'i Belize ve ny ‘andraikitra manga’ (Blue Bonds)?
Noho ireo ONG sy ireo valanjavaboahary arovan'ny tsy miankina mivarotra karbôna efa ampolon-taona maro sy manakalo ny trosan-dry zareo amin'ny fiarovana ny natiora dia mivaotra ilay firenena
Trinité-sy-Tobago : afaka ampiasaina hamatsiana ny fiarovana ala honko ve ny fampiasàna ny karbôna manga?
Na mitàna toerana goavana aza, mihamanjavona ireny rafi-piainana ireny noho ny firoboroboana vokatr'ireo hetsika tsy voalanjalanja
Fahafinaretana isanandro ho an-dry zareo Bangladeshis ny dite, na zava-tsarotra goavana aza no atrehan'ireo mpiasa eny amin'ny toeram-pambolena
Ho an'ny ankamaroan'ireo Bangladeshis, midika fiainana sambatra ny dite, fa ho an'ireo mpiasa mpamboly dite kosa, midika hoe ny ravin-dite ampiarahana amin'ny vary no hany azon-dry zareo atao sakafo noho ny karama varimasaka raisin-dry zareo
Mihiakiaka i Nouvelle-Calédonie, ‘Azo ifanarahana ny zava-drehetra, ankoatra ny fahaleovantena’
"Tsy afaka ary tsy azo tohizana hobaikoana avy any Paris ny halaky sy ny lalana mankany amin'ny famahana am-pinamanana ny fanamby fialàn'i Kanaky-Nouvelle-Calédonie amin'ny fanjanahantany.."
Vondrona Filipiana mihaika ny fandraràm-panjonoana ‘mandeha ila’ sy ‘tsy misy fotony’ napetrak'i Shina ao Ranomasin'i Shina Atsimo
“Fanehoam-panoheran'ny mpanjono ilay fandraràna ataon'i Shina tsy manana fotony amin'ny jono amin'ny fari-dranomasintsika izao.”
Taïwan sy Borkina Faso: tantara diplaomatika misaritaka
Tany amin'ny andian-taona 60 dia hita tao Afrika i Taïwan, saingy zara raha misy tsaroana ny amin'izany vanimpotoana izany, araka ny fanazavan'i Dramane Thiombiano, Borkinabe mpikaroka mipetraka ao Taïwan.
Mikatsaka ny hiaro ny kava lasa nahazo laza maneran-tany ireo vondrom-piarahamonina Pasifika
Ny zava-pisotro kava, nentim-paharazana any amin'ny vondrom-piarahamonina nosy Pasifika, dia nanjary fahatsapana maneran-tany, izay miteraka fanahiana momba ny fitrandrahana sy ny fakàna azy.
Manakaiky ireo mpitondra mpanao jadona ny filoha Aliyev
Tao anatin'ireo tranga rehetra ireo, vitan'ny governemanta Azerbaijani sy ny lehibeny ny nanatanteraka fifandraharahàna ara-bola mampiahiahy sy nametraka fifamatorana vaovao no sady namoritra ny fahalalahana