Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Septambra, 2018
Shina: Niteraka tondra-drano tany Hangzhou ny oram-batravatra
Any Hangzhou faritanin'i Zhejiang atsinanan'i Shina no misy ny Reniranon'i Qiantang, izay mandray ny onjan-driaka lehibe indrindra eran-tany isan-taona; tena lehibe tokoa ity renirano ity ka indraindray mifaoka ireo mpitazatazana rehefa mandalo izy. Nandalo ary efa lasa ny onjan-driaka tamin'ity taona ity (2007)
Ny haintany tany Guadeloupe sy tany Martinique
(Marihina fa tamin'ny 12 Martsa 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny hita tamin'ny lahatsoratra tato amin'ny Global Voices, niaina haintany nahery vaika ireo vahoaka Karaibeana tao anatin'ny herinandro...