Tantara mikasika ny Voina tamin'ny Mey, 2016
Herinandro Maromaro Mahamay, Nanao Ahoana i Myanmar Tratran'ny Tadion'Havandra Ratsy Indrindra Indray Tao Anatin'ny 50 Taona?
Rivomahery no nandona an'i Mandalay, Sagaing ary ny fanjakan'i Shan sy Chin, raha havandra mitovy habe amin'ny baolina golf no nirotsaka tamin'ireo faritra ireo.
Inona Ny Idiran'ny Lalao Cricket IPL Amin'ny Tantsaha Tratran'ny Haintany ao India?
Maro nahatratra hatramin'ny 3.228 ireo tantsaha matin'ny famonoan-tena tao Maharashtra tamin'ny 2015; izany hoe saika tantsaha sivy isan'andro izany.
Dimy Taona Lasa Izay, Noravaravain'ny Tsunami i Japan, Manao Jery Todika Ny Mpanatontosa Sarimihetsika Iray Ankehitriny
Namokatra lahatsarim-panadihadiana maharitra ora iray miresaka ny tolona isan'andro ataon'ny mponina amin'ny tanàna kely iray hanorina ny tanànany indray taorian'ny fandravaravana nataon'ny Tsinami an'i Japan tamin'ny 11 Marsa 2011 ilay Kanadiana mpanatontosa filma antsoina hoe Estelle Herbert.