Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Jolay, 2017
Nidina An-dalambe Ny Vahoaka Poloney
Mitohy ny famoriam-bahoaka hiarovana ny demaokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna eto Polonina ... Mampiseho ny fanantenana ho amin'ny fahafahana sy ny hoavy tsara kokoa ny labozia.
Onjam-peo Indizeny Antserasera Voalohany ao Brezila
Mampiasa teknolojia ny Rádio Yandê handravana ny fitsarana an-tendrony sy ny hevi-diso momba ny fiarahamonina tompotany ao Brezila.
Syria: Hetsika Avotsory i Tariq
Malaza ny bilaogy Syriana amin'izao fotoana izao amin'ny fisian'ny famoretana hafa ataon'ny fitondrana Syriana amin'ny fahalalahana miteny. Saingy ny iray taminay indray tamin'ity indray mitoraka ity. Efa teo amin'ny enim-bolana teo ny raharaha Tariq no nanintona ny sain'ireo bilaogera - enim-bolana, mbola any am-ponja i Tariq.
Matanjaka Hatrany Ny Mozikan'ny Fifaharana Ao Ethiopia, Na Dia Eo Aza Ny Famoretana
Ao anatin'ny hetsi-panoherana miroborobo sy ny herisetra famoretana ataon'ny governemanta, nanomboka niseho ampahibemaso sy nampiaka-peo ireo mpihira Afan Oromo izay nahatonga ny aingam-panahy ho an'ny hetsiky ny mpanohitra.
Ejypta: Hetsi-bahoaka Avotsory Kareem Sy Izay Nosoratan'i Kareem
(Fanamarihana: lahatsoratra efa nivoaka tamin'ny volana Martsa 2007 ity adika eto ity) Nisy ny antso ho amin'ny famoriam-bahoaka fanindroany mba hanery ny governemanta Ejypsiana hamotsotra ilay bilaogera nogadraina Abdulkareem Nabeel Sulaiman, 22 taona, mpianatry ny Oniversite Al Azhar taloha, izay voaheloka higadra efa-taona noho ny lahatsoratra navoakany tamin'ny aterineto. Tamin'ny 22 Febroary, nomelohin'ny...
Ejypta: Mpikatroka Sy Bilaogera Voasambotra Ary Navotsotra Tany Amin'ny Tany Foana
Navoakan'i Ejypta androany ireo bilaogera sy mpikatroka hafa voasambotra tamin'ny fihetsiketsehana manohitra an'i Mubarak notontosaina tao amin'ny tany efitra tao Kairo, araka ny filazan'ireo bilaogera.
Mbola Notànana Ireo Mpiaro Ny Zon'Olombelona Any Torkia
Tao anatin'ny sioka amin'ny anaran'ny ekipany, nampahatsiahy ny ezaka nataony ny Amnesty International mba hiarovana an'i Erdogan (Filoha Tiorka) rehefa nosamborina tamin'ny taona 1998 izy nandritra ny naha-ben'ny tanànan'i Istanbul azy.
Fifaninanana Youtube Ho An'ny Te-ho Mpanao Gazety
Araka ny efa voalaza tamin'ny volana Aogositra, manomboka ny Project : Report [Tetikasa : Tatitra] ao amin'ny YouTube sy ny Foibe Pulitzer , izay fifaninanana ho an'ny te-ho mpanao gazety, ary efa vonona amin'ny toerany avokoa ny fitsipika sy ny torolalana rehetra.
Ejipta, Firenena Misy Gadra Politika An'Arivony Maro
Naiditra am-ponja daholo ry zareo ireo ary tsy hoe fotsiny tsy nomena zo hahazo fitsaràna, fa na dia tsy hitan'ny fitsaràna aza izay maha-meloka an-dry zareo ary efa namoahana didy famotsorana, dia mbola mitohy mihiboka am-ponja izy ireny
Lahatsary HUB: Miaro Ny Zon'ny Vehivavy Mpikatroka Manerana Izao Tontolo Izao
Manolotra antsika lahatsary telo nalaina tao amin'ny hetsika "Human Rights for Women; Human Rights for All" ( Zon'olombelona Ho An'ny Vehivavy; Zon'olombelona Ho An'ny Rehetra) ny Witness' The HUB Beta, izay nahitana vehivavy maherifo miisa 3 miaro ny zon'ireo vehivavy hafa...