Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2009

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Jolay, 2009

07 Jolay 2009

Repoblika Dominikana: manohitra ny fananganana orinasa fanaovana simenitra ao Los Haitises

Efa ho 1 volana mahery izay dia nanao fihetsiketsehana fanoherana ny fananganana orinasa mpamokatra simenitra ao amin'ny faritra arovana ao amin'ny valan-javaboahary any Los Haitises ny mponina any amin'ny Repoblika Dominikana, faritra izay ahitana fifangaroana tontolo iainana misy kalkera manana ny maha izy azy manokana any amin'ny faritra avaratra atsinanan'ny...