· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Avrily, 2008

Bahama: fanompana

Ilay vehivavy Bahamiana “nosamborin'ny polisy manao fanamiana nanakana azy hiakanjo tao an-tranony sady notazonina tao amin'ny biraon'ny polisy tao Nassau nandritra ny ora maro vao navela hitafy izy” no nomelohina...

16 Avrily 2008

Egypta:Mpitoraka blaogy miatrika vava-ady

Nihazakazaka niaraka tamin’ny famantaranora (famantaranandro) ny mpitoraka blaogy Egyptiana nampita ho an’izao tontolo izao ny fitroatr’ireo mpiasa izay niantraika tamin’ny firenena manontolo, toy ireo an’arivony nitangorona nanoloana ny Al Mahalla...

10 Avrily 2008