Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Mey, 2018
Tsy manan-kialofana, tsy manan'asa, tsy manam-bola, toherin'ny mponina ny fanakatonana ny nosy Boracay ao Filipina
Amin'ny maha mpiaro ny tontolo iainana ahy, tiako havaozina ihany koa izany.....SAINGY MARARY KOKOA AHO noho ireo olona iharan'ny fanakatonana
Armenia: Ekipan'ny mpanankarembe heverina ho tafiditra amin'ny fanafintohinana fampijaliana biby
Tsy vahiny amin'ny zavatra mampiady hevitra, indrindra rehefa hita ireo tatitra avy amin'ny gazety ao an-toerana izay mampifandrohy ny mpiambina azy manokana amin'ny tifitifitra sy fidarohana mpanao gazety, hita tamin'ny alalan'ny Twitter ny fahatafintohinana farany indrindra mahatafiditra ny sasany amin'ireo manodidina azy.
Bolgara Mpiaro Tontolo Iainana, Nahazo Fandresena Goavana Teny Amin'ny Fitsarana Ny Tolony Ho Fiarovana Ny Valan-javaboarim-Pirenena Ao Pirin (#SavePirin)
"Vaovao goavana ho an'ny @zazemiata sy ireo olona an'arivony maro manohitra ireo drafitra hanimbàna ny valan-javaboarim-pirenena ao #Pirin Bolgaria #SavePirin"