Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Janoary, 2018
Filoha Estoniàna Mampitandrina Amin'ny ”Fibodoan'ny tena ihany”, Fandrisihana Fiderana Ary Ny Fihodinana Ara-politika
Nizarazara be ny fanehoankevitra any ivelany momba ireo tenin-dRtoa filoha manohitra ny toetsaina nasionalista mikatom-baravarana, manakona ny laharam-pahamehany : ny revolisiona teknolojika sy ny fanatontoloana ny asa.
Miainga ny Karazam-Pikatrohana Hiarovana ny Tontolo Iainana any Kiobà
Nirotsaka an-tsehatra tamin'ny fitantanana ny tontolo iainana sy ny ekolojia politika any Kiobà ny Ivontoerana ho an'ny fanabeazana sy ny fampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra.
Lahatsary : Ireo Famakiamboky Entina Mandehandeha Misy Manerantany
Amin'ny ankamaroan'ny rafitry ny famakiam-boky, nanjary tena ilaina ny famakiamboky mandehandeha, mitondra boky ho an'ireo tsy afaka miditra any amin'ny trano famakiamboky. Fa na izany aza, any amin'ny toerana maro, noho ny faharatsian'ny làlana na tsy fahampian'ny fitaovana dia tsy azo atao intsony ilay rafitra mahazatra, fitondràna izany amin'ny fiarabe fitaterana na kamiao. Noho izany dia nipoitra ho toy ny safidy mety hitondràna boky ho an'ireny vondrom-piarahamonina irenyny famakiamboky amin'ny saretin'omby, ny famakiamboky entin'ny ampondra ary ny famakiamboky entin'ny môtô.