Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Oktobra, 2017

10 Oktobra 2017

Bangladesh: Mankalaza Ny Andron'ny Tenin-dReny

Ny 21 no Ekush ho an'ny Bangla, ary midika faha-21 ny hoe Ekushey. Ao Bangladesh, 'Ekushey' dia mitovy dika amin'ny 'Ekushey Febroary' ihany, andro izay ankalazan'ny Bangla ny Hetsika mikasika ny Fiteny sady fanomezam-boninahitra ho an'ireo namoy ny ainy noho ny anarany tamin'ny faha-21 Febroary 1952.

08 Oktobra 2017

Blaogera Tamouls: Fambolena, Teatra An-dalambe Ary Ankizy

'Nanaiky ny fanamby i Bernard Clark ary tao anatin'ny dimy taona monja dia voavadiny ho lasa paradisa ilay sombin-tany'.