Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Septambra, 2017
Paikadin'i Trump amin'i Afghanistan: Fanantenana Vaovao sy Tahotra Tranainy
"Nataon'ny filoha Trump mazava ihany tamin'ny farany izay efa nolazain'ny Afghan tao anatin'ny 15 taona : mampiantrano mpampihorohoro i Pakistan."
Mitombo ny Ambana Famonoantena Eny Anivon'ny Vondrom-Piarahamonina Mahantran'ny Arabo Ahwazi ao Iràna
Miaina fanilikilihana ara-drafitra ireo Arabo Ahwazi ao Iràna. Misy ireo olona voatery nanova ny anaram-pianakaviany sy ny fanampiny hanafenana ny maha-Arabo Ahwazi azy ireo mba ho voaray miasa"
Pi-maso Arabo: Ny Ao Afovoany-Atsinanana An-tsary
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2007) Hanombohantsika ity fitetezana an-tsary ny ao Afovoany-Atsinanana ity, ity resaka fampakarambady tao Amman, napetrak'i Roba Al Assi, Jordaniana bilaogera. Eccentric, and I still really...