Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2017

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Jolay, 2017

20 Jolay 2017

Fanomezana Vita Amin'ny Taratasy Mivadika Ho Zavamaniry

"Saino ange izany, hitombo ho zavamaniry ny fonosana izay ho atsipy eny amin'ny zoron-dalana, na any anaty fanariam-pako."

19 Jolay 2017

Congo (RDC): Maritrano Ao Bukavu Sy Ny Fomba Hiatrehana Ny Fiainana Ao Kinshasa

Mankalaza ny lovam-bakoka ao Bukavu , tamin'ny vaninm-potoana farany nisian'ny lamaodin'ny " Art Deco " izay matetika antsoina hoe "streamline moderne" (fampisehoana maoderina mivantana) ny bilaogy Kivu Express. Manolotra sary maromaro amin'ireo tranobe ao an-tanàndehibe izay naorina tany amin'ny taompolo 50 ny bilaogy.

17 Jolay 2017

Lahatsary HUB: Miaro Ny Zon'ny Vehivavy Mpikatroka Manerana Izao Tontolo Izao

Zon'olombelona an-tsary

Manolotra antsika lahatsary telo nalaina tao amin'ny hetsika "Human Rights for Women; Human Rights for All" ( Zon'olombelona Ho An'ny Vehivavy; Zon'olombelona Ho An'ny Rehetra) ny Witness' The HUB Beta, izay nahitana vehivavy maherifo miisa 3 miaro ny zon'ireo vehivavy hafa...

16 Jolay 2017

Ejypta: Fetiben'ny Filma Momba ny Mpitsoa-ponenana Ao Kairo

Nanasa ahy tao amin'ny bilaogin'ny Fetiben'ny Filma momba ny Mpitsoa-ponenana Kairo ny wholehearteldy Sudaniya, ka nahita vaovao lehibe momba ireo mpitsoa-ponenana ao Ejypta tao anatin'izany bilaogy izany aho.

08 Jolay 2017

Haiti: Mitady Fanafana Amin'ny Tsy Fahampian-tsakafon'ny Zaza

Tao amin'ny YouTube, manolotra antsika lahatsary mampiseho ny fomba fahandron'ny fianakaviana iray rehefa hanamboatra mofo fotaka ny toddgsapp, tsy natao ho hanin'izy ireo ihany fa amidy ihany koa izy ity.

02 Jolay 2017

Manavao Ny Torapasika Versova Amin'ny ‘Fanadiovana Ny Torapasika Lehibe Indrindra Manerantany ‘ Ny Mponina Ao Mumbai

"Tsy mampino ahy hoe ity ilay torapasika izay notsidihako tamin'ny taon-dasa ary hoy ilay namako hoe, ô lehiroa, ​​tena maloto izy izany."

01 Jolay 2017

Mampiasa ny Onjan'ny Fahitalavitra Ireo Mpahay Teknolojia ao Mombay Mba Hitondràna Fahafahana Miditra Bebe Kokoa Amin'ny Aterineto any India

GV Mpisolovava

Mahatonga ny ankamaroan'ireo Indiana ho voafetra amin'ny Aterineton'ny finday fotsiny ny tsy fahampian'ny fotodrafitrasan'ny Aterineto, ka manasarotra ny fidirana lalindalina amin'ny teknolojian'ny Aterineto.