· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Novambra, 2007

Barbàda : Kojakoja andavan'andro

  03 Novambra 2007

Ny blaogy Notes From The Margin dia mizara ny fijeriny momba ny fomba fitantanan'ny governemanta ireo tranom-panjakana ary mampiseho izay mety ho fiantraikan'izany amin'ny fidangan'ny fiakaran'ny trosam-pirenen'i Barbàda : « Government is very good on building new buildings but is terrible on maintaining the buildings once they are built »...

Armenia : Mariazin’ny Mafia

  02 Novambra 2007

Asehon’ny Hetsi-panafahana sosialista Armeniana Armenian Libertarian-Socialist Movement  amin’ny alalan’ny rakitsarimihetsika ho an’ny mpamaky sy mpijery azy ny fomba fiainana sy fihetsiketsehana tsy fahita loatra nataon’ny mpanankarena indrindra andaniny sy ny manana ny fahefana ambony indrindra ankilany tany amin’io firenena io. Oronantsarimihetsika nalaina avy tamin’ny mariazin’ny anabavin’i Gagik Tsarukian io ary...