Tantara mikasika ny Lahavolana tamin'ny Marsa, 2019
Julian Assange mikasika ny Fiandrianana sy Fanarahamaso Niomerika, Tao amin'ny #NETmundial2014

Nandritra ny fivoriana niarahana tamin'i Jacob Appelbaum, Sérgio Amadeu sy ireo mpitarika maro hafa ao amin'ny sehatry ny fandriampahalemana sy fiarovana ny fiainana manokana niomerika, nieritreritra ''fitsinjaram-pahefana'' tarihan'olontsotra i Assange.