Tantara mikasika ny Lahavolana tamin'ny Septambra, 2018
Angano Mampisaina sy ny GV Malagasy
Ampitiavana no izaranay GV Malagasy aminareo mpamaky, fa manomboka izao dia misy ny fiarahamiasan'ny GV Malagasy sy ny pejy Facebook "Angano Mampisaina". Isaorana manokana i Hasina Samoelinanja