Tantara mikasika ny Lahavolana tamin'ny Janoary, 2014
Amin'ny Herinandro: Fihaonan'ny Arablaogera Faha-4 #AB14

Hihaona ao Amman, Jordan ireo bilaogera, tekinisiana, mpikatroka sy mpandraharaha manerana ny faritra Afovoany-Atsinanana sy Afrika Avaratra amin'ny herinandro ambony ho fanatontosana ny Fihaonana Faha-efatra eo amin'ireo Bilaogera Arabo