Tantara mikasika ny vondrom-piarahamonina tamin'ny Aogositra, 2024
Niresaka momba ny fihateren'ny habaka sivily tao amin'ny Asia Center ao Bangkok, niresahana momba ny fihateren'ny habaka sivily ny Tonian-dahatsoratry ny GV, momba ny Trano Famoaham-baovaoan'ny GV
"Manoloana ny famoretana, nijoro hatrany ireo mpisehatra avy amin'ny fiarahamonina sivily tamin'ny fikatsahany ny tamberin'andraikitra sy ny famerenana ireo fotokevitra demaokratika ho toy ny fitaovana hanoherana ny fikororosin'ny habaka sivily."