· Aogositra, 2020

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Aogositra, 2020

Belarosia anaty fisafotofotoana

16 Aogositra 2020

Mandalo krizy politika, izay ilay mety tena goavana indrindra hatramin'ny nahazoany fahaleovantena i Belarosia. Ity firenena Eoropeana atsinanana ity izay misy mponina manodidina ny 10 tapitrisa dia nentin'ny Filoha Alyaksandr Lukashenka nanomboka tamin'ny taona 1994. Tamingana mahery ity mpitantana toeram-piompiana iombonana teo aloha ity. Nandritra ny 20 taona mahery, nampandamoka...