Ny adin-crypto mampanofinofy ao Myanmar Samy mitodika hampiasa volankihy na ny jadona na ny governemantaMpanoratra BradleyNandika Naomy23 Jolay 2022
Mpanao lalàna iray te hanova ny anaran'ny seranam-piaramanidina be olona indrindra ao Filipina ho amin'ny anaran'ilay mpanao didy jadona Ferdinand Marcos Sr.Tolo-kevitra miala tantara sy tsy miraharaha ny lovan-kerisetran'i Marcos Mpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo22 Jolay 2022
Miditra vanim-potoana vaovao ara-politika ny ao Sri LankaNy andrimason'ny vahoaka tsy mitsahatra no hany lala-tokana androsoanaMpanoratra GroundViewsNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson22 Jolay 2022
Nitambotsotra ho firenena tsy milamina mampatahotra i NizeriaFaha-17 manerantany ho firenena tsy milamina indrindra i NizeriaMpanoratra Teslim AdekoyaNandika Andriamifidisoa Zo21 Jolay 2022
Miteraka olana ara-piarovana ao Kosovo ny firohotry ny fandrahonana baomba mamitakaFanairana baomba 72 no nitranga nanerana an'i Kosovo tamin'ny 16 jonaMpanoratra SbunkerNandika Raveloaritiana Mamisoa21 Jolay 2022
Ahariharin'ny ‘Ikorodu Bois’ fa mampisandratra ny sarimihetsika nizeriana amin'ny tontolo manerantany ny sehatra ankihy (dizitaly)Sehatrasan-tSarimihetsika faharoa lehibe indrindra eran-tany ny Nollywood any NizeriaMpanoratra Juliana AmaefunaNandika Raveloaritiana Mamisoa20 Jolay 2022
Inona ankehitriny no manjo ireo mpanao fihetsiketsehana tao Hong Kong telo taona taorian'ny famoretan'ny taona 2019?Mihoatra ny 10.000 ireo mpanao fihetsiketsehana nosamborinaMpanoratra Hong Kong Free PressNandika Andriamifidisoa Zo20 Jolay 2022
Polisin'i Trinidad & Tobago miisa valo no voahazona noho ny raharaha nahafatesana olonaNatao toy ny tsy misy lanjany ireo tanora mainty hoditra ao Port of Spain AtsinananaMpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Andriamifidisoa Zo19 Jolay 2022
Manamafy ny biraon-tsehatra Shinoa iray fa iharan'ny sivana ny rakitr'ireo mpiseran'ny lohamilina zavona (cloud) ao aminyAhoana raha tsy afa-miditra amin'ny dosienao ianao? Mpanoratra Oiwan LamNandika Raveloaritiana Mamisoa19 Jolay 2022
Làlan'alika? Nataon'ny mpiseran'ny tambajotra sosialy fanalana azy ireo alika nirenireny teny amin'ny làlan'ny seranam-piaramanidin'i Trinité, nefa mila fiheverana io olana goavana ioMarary ny foko amin'ireo alika mirenireny rehetra...'Mpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Salohy Randriafanomezantsoa18 Jolay 2022