· Jona, 2020

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Jona, 2020

Ny tetikasa “Rising Frames”

Rising Voices  26 Jona 2020

Hampiharana ny fitaovana sy ny fahaizana amin'ny famakafakana angondrakitra ka hatramin'ny olan'ny fanehoana sy ny vondrom-piarahamonina voahilikilika ity sehatra fanadihadiana ity. Nanomboka ny Lohataona 2017 ity fiaraha-miasa miaraka amin'ny NewsFrames ity – tetikasa mampiasa angondrakitra hitrandrahana ny fiantraikan'ny fomba “fametrahan-joro” na ny famolavolana ny fitantaram-baovao amin'ny fomba fijerin'izao tontolo izao....

Tsangambato tranainy, sarintany vaovao

Ny Tetezana - The Bridge  25 Jona 2020

"Tsy izany mihitsy no heverin'ny mpankasitraka ao an-toerana an'i Columbus atsangana: ho azy ireo, tsy hoe manapaka ihany ny sarintany taloha, fa tokony mbola hanapaka, na inona na ahoana ny habetsahan'ny ra latsaka tamin'izany."