· Janoary, 2020

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Janoary, 2020

[Lahatsary] Ny vahoaka tompotany sy ny fampiasana ny teknolojia ankehitriny

16 Janoary 2020

Sehatra iray mora asongadina amin'ny endriky ny fampiasana, ny fampiharana ary ny fifandraisana napetraky ny vahoaka indizeny tamin'ny alàlan'ny fampiasana ny teknolojiam-baovao sy ny serasera (TIC), ny aterineto ary ny tambajotra sosialy ny fanjakan'i Oaxaca. Raha heverintsika ny fombam-pifandraisana lehibe indizeny tany Oaxaca dia afaka manamarika fotoana roa isika nanamafisana...

Rakipeo miresaka ny maha-zava-dehibe ny hetsika amin'ny fameloman'aina ny fitenin'ny indizeny

15 Janoary 2020

Rakipeo natao hanabeazana sy hampahafantarana novokarina tamin'ny endriny fohy ireo rakipeo ireo ary ahitana ireo antsafa nifanaovana tamin'ireo mpikatroka nomerika toa an'i Héctor Martínez, Genner Llanes, Miguel Ángel Oxlaj, Yamanik Cholotío, Verónica Aguilar ary Jaqueline Alacán izay nanao fanentanana momba ny fameloman'aina indray ireo fitenin'ny indizeny nandritra ny Fetiben'ny Fitenin'ny...