· Septambra, 2024

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Septambra, 2024

Fankalazana ny fahatongavan'i Malka Older ato amin'ny Global Voices

2 herinandro izay

.Malka dia mpanoratra tantara foronina ara-tsiansa sady sôsiôlôgy manana traikefa midadasika amin'ny sehatry ny asa firotsahana an-tsehatra noho ny maha-olona. Tsy andriko ny hahita ny zotra hitarihany ny Global Voices mandritra ireo taona maro avy.

An'ny voambolana ny fitenenana: Fizarana faha-16

  3 herinandro izay

Voambolana telo no omentsika voninahitra amin'ity herinandro ity: ny teny gaboney mitovy amin'ny voambolana maîtresse izay malaza manerana ny faritra, ny fangaro franglais iray ary ny fiofòn'ny voambolana frantsay iray ho voambolana tsheky