Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Fanampenam-bava tamin'ny Avrily, 2018

Vaovao Diso Ezahan'ny Mpitsara Ao Brezila Sakanana Lasa Manome Fahefana Ho An'ny Facebook Hanao Sivana

Nanome baiko ho an'ny Facebook mba hamafa izay lahatsoratra rehetra ankehitriny manevateva ny "sary, voninahitra sy ny fiainana manokan'ilay" mpanao politika maty nisy namono Marielle Franco -- sy ny lahatsoratra ho avy tahaka izany ny mpitsara Breziliana. Mety hiteraka ohatra mampidi-doza ho an'ny fahalalahana miteny ao amin'ny firenena izany.

Voasivana, Kanefa Tsy Mihemotra : Milaza Ireo Mpiasan'ny Fampahalalam-baovao Ao Kiobà Fa Tsy Hanova Matoandahatsoratra

Voasivana tao Kiobà ny gazetiboky anaty aterneto "El Estornudo" ka nanoratra taratasy misokatra ireo tonian'ny famoaham-baovao tao aminy, izay azon'ny rehetra vakiana ihany koa any amin'ny filazam-baovao hafa ao amin'ny faritry ny nosy.

Ahazoana Lesona Lehibe Amin'ny Fanatsarana ny Kalitaom-Baovao Ny Fitsongoana Dia ny Fitsabahana An-tseraseran'i Rosia

GV no voalohany namoaka porofo fisian'ireo mpandoto rindrina sy fambolena raboto miasa amin'ny fomba mirindra hamily ny resaka eny anivom-bahoaka, izay nametraka ny lasitra tamin'ireo fitantarana maro nanaraka izany.

Mandrahona ny Hanaisotra ny Fahefana Hiasa Ho Fampitam-Baovao Noho ny Famoahana ‘Vaovao Faikany’ ny Governemanta Indiana

Niteraka adihevitra amin'ny fanaraha-maso ny fampitam-baovao ny torolalana vaovao navoakan'ny minisitera federalin'i India mametraka fa mety ho votsotra ny fanomezana alalana hamoka vaovao raha tratra mampiely vaovao "faikany" na "manahirana".