Tantara mikasika ny Fanampenam-bava tamin'ny Aogositra, 2016
Fandosirana Hetra Sa Fanaovan-gazety Ara-politika? Mitohy Ny Ady Eo Amin'ny Gazety An-tsoratra Tsy Miankina Sy Ny Governemanta Zambiana
Hetra tsy voaloa, fisamborana, filazàna herisetran'ny polisy ary fifidianana ho avy, samy namadika ny sainan'ireo vahoaka hoe tokony avela hiasa indray ve ny gazety an-tsoratra tsy miankina, lehibe indrindra ao Zambia.
Karazana Voangory Iray Vaovao Nomena Ny Anaran'ny Filohampirenena Xi, Nampidirina Anaty Lisitra Mainty Ao Amin'ireo Media Sosialy Sinoa
"Orokoro-body nivadika ho daka vody…"
Sivana Shinoa: Mahatonga Ny Media Sosialy Tsy Hampiseho Afa-tsy Vaovao Tsara Momba Ny Tondrandrano
" Tsara ho an'ny fanovàna ny loza ho tantara tsara ary hanafenana ireo tsy mety amin'ny olona ilay fampielezankevitra.."
Ny Tanambokovoko Swastikas Sy Vetaveta, Na: Ny Fomba Nianaran'ny Polisy Rosiana Tsy Ho Be Fanahiana Sy Hitia Mamoritra Ny Aterineto
Araka ny voalazan'ny fitsaràna iray ao Rostov, te-hahazo fisondrotana amin'ny asany sy hahazo tambin-karama amboniny i Eliseev tamin'ny alalan'ny fisandohana "asa fanarahana maso nandany fotoana be" tamin'ny fanendrikendrehana lehilahy iray ho mahery fihetsika.