Tsy ny filoha ihany no hitondra mandra-maty ao Azerbaijan, fa ny parlemanta koaKandidà arivo no mifaninana hahazo sera parlemantera tamin'ny 22 jolayMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Andriamifidisoa Zo29 Jolay 2024
Melohin'ny ‘Faktograf’ mpanamarina tranga ny fikasihan-tànana nataon'ireo sampan-draharaha kroaty tamin'ny mpanao gazety irayRaharaha mampididoza ny fandraketana horonantsary fanadihadiana mahakasika fanariampako iray tsy manaran-dalànaMpanoratra Metamorphosis FoundationNandika Imanoela Fifaliana26 Jolay 2024
Handray anjara amin'ireo Lalao Olaimpika fa amin'ny anaran'ny tenany, tsy miandàny, ny sasany amin'ireo Rosiàna sy Belarosiàna atletaSamy tsy faly momba azy io ireo manampahefana sy mpaneho hevitra avy amin'ireo firenena roaMpanoratra Daria DergachevaNandika avylavitra23 Jolay 2024
Zavamahagaga nabontsina sa fasana? Nahazo eso ny rantin'i Hong KongNilaza ny artista niavian'ny orizinaly fa “tena ratsy” ny seho Mpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo23 Jolay 2024
Ady amin'ny olontsotra: Fomba fanakendàn'ny fandraràna VPN ataon'ny ‘junta’ amin'ny fifandraisana ao MyanmarMampiseho ny adintsain'ny fitondrà-miaramila ireo fepetra noraisinaMpanoratra The IrrawaddyNandika avylavitra22 Jolay 2024
Ao Ginea, tsy vonona hanolotra fahefana amin'ny sivily ny tafikaLazain'ny mpitondra fa tsy misy azo atao raha tsy efa vonona ny lisi-pifidiananaMpanoratra Jean SovonNandika avylavitra03 Jolay 2024