Tantara mikasika ny Fanentanana tamin'ny Marsa, 2014
Fifaninanana Web We Want: Mamaly Fanafihana Ny Mpanao Sariitatra!
Iray volana izay, nanasa ireo mpanakanto rehetra ny fifaninana Web We Want mba hamokatra sarimiana momba ny lohahevitra fanarahamason'ny NSA ho fanohanana ny Andro Iraisam-pirenena #TheDayWeFightBack. -- ireto avy ary ireo mpandresy tamin'izany!