Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2017

Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Jolay, 2017

09 Jolay 2017

Taratasinà Vehivavy Kiobàna Iray Ho An'i Donald Trump

Ny Tetezana - The Bridge

Firenena matanjaka toy inona no mino fa ny famelàna ireo olom-pireneny ho any amin'ny nosy iray izay misy mponina 11 tapitrisa sy filoha antsoina hoe Castro dia tsy manao afa-tsy izay hampanan-karena io fitondram-panjakana io?

08 Jolay 2017

Haiti: Mitady Fanafana Amin'ny Tsy Fahampian-tsakafon'ny Zaza

Tao amin'ny YouTube, manolotra antsika lahatsary mampiseho ny fomba fahandron'ny fianakaviana iray rehefa hanamboatra mofo fotaka ny toddgsapp, tsy natao ho hanin'izy ireo ihany fa amidy ihany koa izy ity.

04 Jolay 2017

Mozambika: Fanafihana Kandida Filoham-pirenena

Namaly ny fanafihana nahazo ilay mpanao politika Daviz Simango, tao amin'ny tanàna seranan-tsambo Mozambikana, Nacala ireo bilaogera Mozambikàna

Honduras: Nosamborina i Zelaya Ary Noesorina Tsy Ho Filoha

Vao maraina no nandresesam-baovao manerana an'i Honduras fa nosamborin'ny miaramila tao an-tranony ny filoha Mel Zelaya.

Mamoaka ny Sarin'ireo Mpanao Fihetsiketsehana Hosamborina Ny Manampahefana Iraniana

Kendrena ao amin'ny tranonkalan'ny Mpiambina ny Revolisionera Islamika ankehitriny ireo Iraniaina mpanao fihetsiketsehana niparitaka be tamin'ny sary antserasera nandray anjara tamin'ny fihetsiketsehana taorian'ny fifidianana tao Iran.

02 Jolay 2017

Manampahefana Fahatelo Ambony Indrindra Voampanga Ho Nanao Herisetra Ara-nofo Tany Aostralia

Nanontaniana momba ny fahafantarany sy ny valinteniny mikasika ny fiampangana fanararaotana ny ankizy ara-nofo ao anatin'ny Fiangonana izy.