Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Jona, 2012

Ejipta: Figadrana Mandra-maty Ho An'i Mubarak

Niandry daholo izao tontolo izao satria nitsara nanameloka ny Filoha Ejiptiana teo aloha Hosni Mubarak sy ny Minisitry ny Atitaniny Habib Al Adly higadra mandra-pahafaty ny fitsarana Ejiptiana iray, noho ny andraikitra notanan-dry zareo tamin'ny famonoana mpanao fihetsiketsehana. Nalefa mivantana tamin'ny haino aman-jery ilay didy manan-tantara, nahatonga ireo mpiondana aterineto...