Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Desambra, 2008
Taiwan: Nanala ankeriny ny frezy dia polisy
Vao maraina be ora vitsivitsy lasa izay dia voaesotry ny polisy an-keriny niala tao amin'ny Kianjan'ny fahafahana ao Taipei ny hetsiky ny “frezy dia”n'ny mpianatra [tatitra amin'ny teny Shinoa eto (zh)] . Nanao...
Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahafaty tany Peshawar
Peshawar, renivohitry ny faritany avaratra andrefan'ny sisintany any Pakistan no tratran'ny fipoahana baomba mahery vaika androany [zoma]. Nitoby teo akaikin'ny trano fivoriana ilay fiara izay miaty fitaovana mora mipoaka 30-40...
Kiobà: niteny ny mpamaham-bolongana ny mpiasan'ny governemanta hanafoana ny fihaonany
Ahiana hofoanan'ny fitondrana mahefa any Kiobà ny fihaonan'ny mpamaham-bolongana, efa nokarakaraina ho am-bolana izay ary 25 no efa nilaza ny hanatrika izany, izay kasaina hatao ny 6 desambra (sabotsy) ho avy izao satria heverina ho "manohitra ny revolisiona" (contre-révolutionnnaire). Izany vaovao izany moa dia notsoahina avy tamin'ny dinika nifanaovan'ny mpiasan'ny minisiteran'ny atitany sy ilay mpamaham-bolongana malaza indrindra ao amin'ny nosy dia i Yoaní Sánchez avy ao amin'ny Generación Y izay natao tao amin'ny paositry ny polisy.
Ezypta: Nandà ny hihaona amin'ny filoha Bush i Wael Abbas
Mpamaham-bolongana Ezypsiana iray antsoina hoe Wael Abbas no nilaza tao amin'ny bolongany fa nolaviny ny fanasana hihaonana amin'ny (filoha Amerikana George Herbert Walker) Bush. Nandika ny lahatsorany avy amin'ny teny arabo i Marwa Rakha.
Ezypta: Sarobidy kokoa ny mahavirijiny noho ny famonoana olona
Voasariky ny tantaran'ny famonoana olona mampihoronkoditra iray indray i Ezypta, mpianatra any amin'ny anjerimanontolo roa ireto nisy namono teny an-tohatra tany amin'ny tanànan'ny 6 oktobra (mampahatsiahy an'i 67ha lahy izy...