· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Avrily, 2008

Maraoka:Vaky fonja (Prison Break), amin'ny fomba Marokanina

  11 Avrily 2008

Ny marainan’ny Talata, voafonja 9 sy nahiahiana ho mpampihorohoro no nandositra ny fonja marokanina iray. Ny mpitoraka blaogy Marokanina dia nampiasa ny kilalaon-teny rehetra sy nindrana ny lohatenin’ilay tantara mitohy mandeha amin’ny fahitalavitra Amerikanina Prison Break mba hilazana ny fahatairan’izy ireo sy ny toa tsy finoany.. Tany Carpe Diem, Manal...

Egypta:Mpitoraka blaogy miatrika vava-ady

  10 Avrily 2008

Nihazakazaka niaraka tamin’ny famantaranora (famantaranandro) ny mpitoraka blaogy Egyptiana nampita ho an’izao tontolo izao ny fitroatr’ireo mpiasa izay niantraika tamin’ny firenena manontolo, toy ireo an’arivony nitangorona nanoloana ny Al Mahalla orinasa fanenonan-damba, nangataka ny hanamboarana ny karamany ho tsaratsara kokoa sady nanohitra ny fisondrotry ny vidim-piainana. Isan’ny voalohany koa niaraka...

Qatar : tanin’ny lozam-piaramanidina mpiady Amerikana

  05 Avrily 2008

Emgee ao amin’ny Qatar Living (miaina i Qatar) no manome rohy amin’izay tantarain’i Al Jazeera izay milaza fa: “Nisy fiaramanidina mpiady Amerikana iray tra-doza tao amin’ny tobim-pamaharana tao al-Udeid any Qatar. Nanana olana ara-teknika ilay mpandatsaka baomba B1 teo ampidinana ary nipoaka raha vao nikasi-tany tao amin’ny toby miaramila izay...