Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Aogositra, 2018
Angola: “Alambamento” Sy Ireo Fombafomba Fampakarambady
Misy fombandrazana iray somary henjana ao Angola, manodidina ny fangataham-bady, antsoina hoe "alambamento". Heverina mihitsy ho manandanja be noho ny fanambadiana sivily na ara-pivavahana (kristianina no resahina), ny alambamento dia ahitana andiana fombafomba, sahala amin'ny fanomezana taratasy iray misy fangatahana fanambadiana, matetika ahitana vola.
Oganda: Fahatsiarovana an'i Bangi
Nahatsiaro tamim-pitiavana ny fahafatesan'ilay Ogandey Wilfred Bangirana, olo-malazan'ny onjam-peo, ireo bilaogera noho ny talentany tamin'ny naha DJ tranainy azy.
Na izany na tsy izany, inona no tantara ambadik'ilay samurai mampitsangatsangana ny sakany?
Mipoitra tsindraindray eny anivon'ny tambajotra sosialy ilay sary mampiseho samourai tsy mikiraro mampitsangatsangana saka manao akanjo fiady.