Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Janoary, 2018
Maraoka: Soloin'ny Casa Negra Tena Any Amin'ny Oscars
Voafidy hisolo tena an'i Maraoka any amin'ny fifaninanana lokan'ny Academy (Oscar) 2010 ilay sarimihetsika maraokana Casa Negra. Ato amin'ity lahatsoratra ity no ahitàna ny fanehoankevitr'ireo mpitoraka bilaogy momba io sarimihetsika io.
SketchPAN: Ataovy Sary Ny Tontolo Tsy Miteny
(Marihina fa tamin'ny 30 Oktobra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Ahoana ny fomba hanehoanao hevitra antserasera? Amin'ny teny ve sa amin'ny sary, sa lahatsary sa sary hosodoko? Tsy...
Metropolis TV Sy Ny Hivos: Lahatsary Ho An'ny Olona Mahaleotena
Tetikasa Hivos sy VPRO TV any Holandy ny Metropolis TV, izay mampiray ireo mpanatontosa horonantsary sy ireo mpanao gazetin-dahatsary manerantany mba handrakitra an-tsary sy hampita ny lafiny samihafa amin'ny fiainana sy ny kolontsaina any an-tanindrazany.
Mandrara Ny Mpikambana Ao Aminy Tsy Hankalaza Ny Krismasy, Izay Nofaritana Ho Fetin'ny Fahafaham-baraka Ny Antoko Komonista Shinoa
Namoahana lahatsoratra iray mamerina ny tantaran'ny fanafihan'ny tafika Tandrefana tao Shina ny fanentanana manohitra ny Krismasy tamin'ny taona 2017. Fetin'ny fahafaham-baraka Shinoa ve ny Noely?
“Niditra Ny Tontolon'ny Olondehibe Izahay, Ary Hanao Ny Tsara Indrindra” Manamarika Ny Andron'ny Fahatongavana Amin'ny Taona i Japana
Fivoriana, koràna anaranam-po ary hetraketraka mandeha maotera no manamarika ny Andro Fahatongavan'ny Taona ao Japana.
Goiana: Akon Indray
Nanao ny fanaony indray i Akon - namorona resabe tao Karaiba. Tamin'ity indray mitoraka ity, i Goiana no toerana nosafidiany. ireo blaogera Goiane no nandika an'ity fisafoakan'i Akon ity ho toy ny fampisehoana ny tsy fitiavana mifangaro aman'olona ananan'ilay mpihira
Nahatonga Hetsika Hiarovana Ny Tontolo Iainana Ny Fanarenana Indray Ny Farihy Tranainy Tao Kathmandu
Niady mba hamonjena ny farihy hajaina fatratra ao afovoan'i Kathmandu izay noritin'ny manampahefana mba hanaovana ny fanarenana indray ny tempoly fahiny ireo mpikatroka ao amin'ny Lohasahan'i Kathmandu sy ireo mponina ao an-toerana .
Goadelopy : Kwanzaa, Zava-baovao Amin'ny Fetin'ny Faran'ny Taona
Ankoatra ny fankalazana ny Krismasy nentim-paharazana, namorona zava-baovao, Kwanzaa, vao haingana i Goadelopy, izay manomboka ny 26 Desambra ary mifarana ny 1 Janoary.
Etazonia: Moskea An'i New York Miisa 30 Notsidihana Tao Anatin'ny 30 Andro
Eo am-pamaranana ny dian'izy ireo tamin'ny fitantarana ny fitsidihana ireo "moskea miisa 30 tao anatin'ny 30 andro" ao amin'ny bilaogin'izy ireo mitondra anarana toy izany ihany ny zatovolahy roa tao an-tanàndehiben'i New York , Aman Ali sy Bassam Tariq.
Nandrehitra Fahatezerana Tao Ozbekistan ny Fitombenan'i Robbie Williams
“Ireo ny tarika-ko... [Ary] ito kosa ny fitombenako... Izao alina izao, ahy ny fitombenanareo“