· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Janoary, 2019

Bolivia : Fetin'ireo Alasitas

  10 Janoary 2019

Raha amin'ny fomba fijery ara-kolontsaina, tsy tokony mihitsy isika hanadino ny fombandrazana sy ny fanaontsika ...'Raha hainao izay niavianao, hainao ny làlan-kizoranao".

Serbia: Belgrade ho an'ny Monopoly

Iray amin'ireo kilalao lalaovina amin'ny boritra malaza indrindra eran-tany ny Monopoly, ary misy fifidianana ireo tanàna 24 izay ampidirina anatin'ny Fanontana Manerantany an'ity kilalao ity mandeha amin'izao. Nikarakara hetsipanentanana ireo bilaogera Serba mba hanampiana ny renivohiny, Belgrade, hahazo toerana iray anatin'ny lisitry ny Monopoly.

Korea: Taombaovao Sinoa, Miady Mafy koa ve ny Lehilahy?

  01 Janoary 2019

Fialantsasatra goavana ny Taombaovao ao Korea. Mody an-tanindrazany ny vahoaka, mivavaka amin'ireo razambeny, mivory miaraka amin'ireo havana ela tsy hita. Ankehitriny, namokatra ‘Soritr'aretina eo amin'ireo Vehivavy Mpikarakara Tokantrano’ ny Taombaovao noho ny hamafin'ny asa. Kanefa ho an'ny vehivavy ihany ve izany? Tsia. Misy koa ny Soritr'aretin'ny Taombaovao eo amin'ny lehilahy.