· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Septambra, 2017

Kiobà: Ilay Faha 15 Taona Mamy

  22 Septambra 2017

Nahazo tombony teo an-davarangana tamin'ny fotoana naha-mety indrindra izany mba hijery ity seho mahafinaritra ity teo amin'ny Paseo de Prado any Havana, Kiobà i Robin Thom. "Noheveriko foana ho fampakaram-bady izany, saingy nosoritana fa fankalazana ny fahamatoran'ny zatovovavy izany ." .......

Kiobà: Ilay Lehilahy Feno Kavina

  20 Septambra 2017

Ahitana sary manaitra maro ny rakitsary  ao amin'ny Flickr " Vahoakan'ny Kiobà" avy amin'i Daniel Mauermann , saingy ity iray ity no tena nisongadina indrindra tamin'izany.....

Ny Tanànakely Shinoa Ao Grenada

  19 Septambra 2017

Sarin'ny fotodrafitrasa atsangana miaraka amin'ny famatsiam-bola, ny fahaiza-manao ary ny herin'ny mpiasa avy amin'ny Repoblika Entim-Bazhoakan'i Shina... ary hamantarana ihany koa ny fomban'ny Shinoa

Ny Fifamoivoizana Any Vietnam

  18 Septambra 2017

Mety ho nofy ratsy ho an'ny sambany mitsidika an'i Vietnam ny fifamoivoizana. Na mino izany ianao na tsia, manana ny lalànany ny fitaterana kanefa tsy liana amin'ny fanarahana azy ireo ny olona. Efa mahazatra ny mahita ireo olona telo na efatra mitaingina moto iray.

Trinite: Hanuman murti

  18 Septambra 2017

Miorina ao Carapichaima, Trinidad, ity murti manana halavana 25 metatra ity ary maneho ilay andriamanitra Haindò Hanuman izay malaza noho izy lehibe indrindra amin'ny karazany aty ivelan'i India.