Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Jolay, 2015
Miverina Indray Ny Fampiresahana Saribakoly Ratsy Endrika Ao Iràna
Ny Kolah Germezi (na "Satroka Mena") dia fandaharana iray mandeha amin'ny TV ary ankamamian'ireo Iraniana, mampiseho fitambaranà resaka mahatsikaiky sy mozika. Lazain'ny mpamokatra azy fa manana mpijery 35 tapitrisa ilay fandaharana.
Ao Amin'ilay Tanàna Ahitàna Herisetra Be Indrindra Erantany, Ampiasain'ireo Mpanao Graffiti “Ny Fitaovany” Ho Amin'ny Tsara
Tao anatin'ny taona efatra nifanesy, i San Pedro Sula, Honduras, no nahazo ny anaram-boninahitra ho ny tanàna nisy famonoan'olona be indrindra teto an-tany. Manantena ny hanova izany ireo mpanakanto mpanao graffiti, miaraka aminà loko atsifotra sy fahaizana mamorona.
Rajako Japoney “Tsara Tarehy”: Fihetseham-pon'ny Media Sosialy
ireo olona sasany any ivelan'i Japana nanoratra sombin-tantara iray hafa hoe: "Japana Hafahafa", saingy tsy mitombina mihitsy izany ho an'ny rehetra.
Fanadihadiana “Mainty Loatra Raha Frantsay” Te-Hahitsy Toraka Amin'ny Resaka Volonkoditra Ao Frantsa
Fantatrao fa mainty ianao ao Frantsa rehefa... izany no hashtag na diezy malaza amin'izao fotoana izao ao amin'ny fitaovan-tseraseran'ny mpiteny frantsay.
Ny Olona Tena Mahery Fo Vao Haingana Indrindra Any India : Tsy Hafa Fa i Mary Kom, Ilay Tompon-Daka Amin’ny Ady Totohondry
Misy olona tena mahery fo vaovao amin’ny sarimiaina, ho avy tsy ho ela ao amin’ny efijerin’ny fahitalavitra any India. Tsy i Spiderman. Tsy i Hulk tsy mampino. I Mary Kom, ilay Mpanao Ady Totohondry Tompon-Daka Olaimpika any India izany.
Miaro ny Mari-Panondroana an-dry Zareo amin'ny Alalan'ny Lahatsary ny Vahoaka Sarayaku ao Ekoatera

Mampiasa ny teknolojia vaovao ny tanora Sarayaku ao Ekoatera hiarovana ny mari-panondroana ara-kolontsainy sy ny anganon'ny razambeny.