Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Novambra, 2013
Bitsik'i Karaiba Ho An'i Tessanne Chin
Miezaka mafy ny handresy tamin'ny andiany faha-5 -n'ny The voice tao amin'ny NBC i Tessanne Chin, ilay Jamaikana mpiangaly mozika mampihetsi-po - ary isan-kerinandro dia maneho ny fanohanany azy ireo Jamaikana mpisera anaty aterineto.
Teny Fanintonana – Na Teny Fikotikotiana – Palestiniana
Nanjary fanao ara-kolontsaina ao amin'ny firenena an'ady ny hatsikana, indrindra hatsikana manapa-tsinay. Nalaza be vao haingana tao amin'ny Twitter ny teny ifankafantarana #PalestinianPickUpLines, ary nahazo lohahevitra vaovao am-polony tao anatin'izay andro vitsy lasa izay
Asaina Mandrakitra Ho Lahatsary Ny ‘Fiainany Anaty Andro Iray’ Ny Italiana
lahatsary fohy mikasika ny fiainan'izy ireo andavanandro izay hatambatra sy hasongadina miaraka anatinà lahatsary lavabe homena lohateny hoe "Italia ao anatin'ny Andro Iray" [it] havoaka amin'ny faran'ny taona 2014
Vola Mampihomehy Ho An'ny Lalao Olaimpikan'ny Andro Ririnina Any Rosia
Ny tantara ratsy akaiky indrindra momba ny Lalao Sochi dia mifamatotra amin'ilay vola taratasy vaovao 100-ruble natao ho an'ny Lalao Olaimpika navoakan'ny Banky Foiben'i Rosia tamin'ny herinandro lasa teo.
Nodimandry I Manna Dey, Indiana Malaza Mpihira “Playback” Voarakitra Anatin'ny Tantara
Nirakitra hira maherin'ny 4.000 i Dey nandritra ny fotoana niasany ny 1942 ka hatramin'ny 2013, malaza tamin'ny asa fanaovany "playback", ny firaketany hira ho hirain'ireo mpandray anjara amin'ny "playback" anatin'ireo horonantsary an-jatony.