Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Novambra, 2012

09 Novambra 2012

Tonga Indray Ny Hetsika Hay Festival Dhaka!

Ao Bangladesh, nanjary malaza ny fampiasana teny Anglisy amin'ny literatiora. Tsy hihanoka fotsiny amin'ny fanoratana amin'ny teny Bangla, mpanoratra maro no nanapa-kevitra hanoratra amin'ny teny Anglisy. Zava-baovao malaza ao Bangladesh izany. Hihaona indray ireo mpanoratra amin'ny teny Anglisy ao Dhaka amin'ilay hetsika andiany faharoa Hay Festival. Amin'ny 15-17 Novambra 2012 no...

04 Novambra 2012

Top 10 Amin'ireo Fakàn-tahana ny ‘Gangnam Style’

Namotika ny zava-bita tsara indrindra eran-tanin'ny "Guiness World record" ny hira manintona ny saina sy fomba fandihy mitapitapin'ilay Koreana Tatsimo mpiangaly gadona rap 'Gangnam Style' ho an'ireo lahatsary be "mpitia" indrindra teo amin'ny tantaran'ny YouTube sady niteraka fakàn-tàhaka tsy tambo isaina. Indreto ny 10 tsara indrindra tamin'ireny fakàn-tàhaka ny "Gangnam...

Inde: Nanakiana Mavesatra Ny Fanomezana Maripankasitrahana An’i V.S. Naipaul Ilay Mpanoratra Tantara An-tsehatra Girish Karnad

Gaga ny mpijery ny fetibe Tata Literature Live! izay natao tao Mumbai ny 02 Novambra rehefa tonga ny mpanoratra tantara an-tsehatra, mpilalao sady mpanatontosa, Girish Karnad ka niresaka an-katezerana mikasika ny fanomezana loka an’ilay tompon'ny Loka Nobel V.S. Naipaul.

Saint Lucia: Fetin'ny Jounen Kwéyòl (Andro Kiriolona)

-sTamin'ny alahady (heriny) no nankalazan'ny tao Saint Lucia ny fety fanao isan-taona antsoina hoe Jounen Kwéyòl (Andro Kiriolona). Ny androm-pankalazana no faratampon'ny Iray Volan'ny Vakoka Kiriolona.