Tantara mikasika ny Fidirana tamin'ny Desambra, 2020
Taratasim-baovao isam-bolana momba ny tambajotram-piarahamonina sy ny fidirana amin'ny aterineto isa-toerana – laharana faha 31
Ity taratasim-baovaon'ny volana Novambra 2020 ity dia ao anatin'ny tetikasa mitondra ny anarana hoe "Tambajotra amin'ny Aterineto isa-toerana: Afa-mifanerasera ve ny tsy mifanerasera?" novolavolain'ny APC niaraka tamin'ny Internet Society sy ny Rhizomática.