Tantara mikasika ny Fidirana tamin'ny Novambra, 2019
Handrafitra lalàna iray mikasika ny aterineto i Zambia mba hanaraha-maso ireo media “mpanaratsy”
Esoin'ny tontolon'ny fampahalalam-baovao ankehitriny ny minisitry ny Fampahalalam-baovao, Joseph Katema, tamin'ny nanamafisany fa "tsy mahazo vaovao azo antoka" ireo Zambiana noho ny fifantohan'ireo media amin'ny "fanapariahana laingalainga".