· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Fidirana tamin'ny Febroary, 2019

Karatra SIM Roa tapitrisa Novonoina Tao Zambia

GV Mpisolovava

Miatrika olana ankehitriny ireo Zambiana tsy nahavita nanoratra ny karatra SIM amin'ny anarany -- milaza ireo mpanao gazety sy ireo mpitarika antoko mpanohitra fa fanitsakitsahana ny fianana manokana sy ny zon'ny olom-pirenena hifanerasera ilay famonoana karatra.

21 Febroary 2019