Tantara mikasika ny Fidirana tamin'ny Desambra, 2018
Maninona raha hampifanarahana eo an-toerana ny resaka teknolojia
Manomboka amin'ny WhatsApp hatramin'ny Instagram, nitondra zava-baovao mahaliana ny fivoaran'ny teknolojia. Na dia izany aza, niteraka ilay nomena anarana hoe "hantsana nomerika" ny toetry ny teknolojia tsy mitsaha-mivoatra.