Tantara mikasika ny Fidirana tamin'ny Jona, 2018
Ny lalana nizoran'ny vondrom-piarahamonina miditra aterineto: Avy any amin'ny telecentres nankany amin'ny tambajotram-piarahamonina

"Raha mieritreritra ny hoavy aho dia mihevitra fa raha afa-manasaratsaraka tsara ireo tambajotra ireo araka ny tokony ho izy isika, dia hahita tambajotra maro hofehezim-bahoaka.”