Tantara tamin'ny Teknolojia mampangarahara asa tamin'ny Jona, 2017

Arzantina: Hackathons Sy Ny Mangarahara Ara-bola Ao Bahía Blanca

  14 Jona 2017

Raha nandre ny vaovao momba ireo fifanekena mampiadihevitra nataon'ny governemanta ao an-toerana ao an-tanànan'i Arzantina Bahía Blanca i Manuel Aristaran (@manuelaristaran), nijery ny tranonkalany [governemanta] izy ary nanamarika fa tsy azo nidirana tsotra izao ny fandanian'ny kaominina. Ka namaha izany olana izany izy.