Tantara tamin'ny Teknolojia mampangarahara asa tamin'ny Novambra, 2010

Teknolojia ho an'ny Mangarahara: Andraikitry ny Governemanta any India

  20 Novambra 2010

Aretina mikiky izao tontolo izao ny kolikoly ary mahakasika na ny firenena mandroso na firenena andalam-pandrosoana, ny sehatra miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana, ary ny fikambanana tsy mitady tombony ara-bola sy mpanome fanampiana. Navoitran'ny tatitra isan-taona an'ny Transparency International tamin'ny 2010 vao tsy ela izay fa mila mampiditra fepetra...