Tantara tamin'ny Teknolojia mampangarahara asa tamin'ny Febroary, 2010

[Podcast] Fanadihadina niarahana tamin'Fabiano Angelico momba ny Transparência Brasil

  15 Febroary 2010

Mpandrindra ny tetikasan'ny Transparência Brasil (Brezila Mangarahara) i Fabiano Angélico. Ny toha-pikarohana nataony hahazoany diplaoma dia ahitana ny hoe “Ny fangaraharana, ny comptabilité ary ny ady amin'ny kolikoly” izay nataony tao amin'ny Anjerimanontolon'i Chili. Eo am-pakana ny Master ao amin'ny fitantanam-panjakana ao amin'ny Fundação Getúlio Vargas any São Paulo, Brezil izy amin'izao fotoana izao.