Tantara mikasika ny Feo voarahona tamin'ny Novambra, 2014
Mpanao Gazety Ao Myanmar Notànan'ny Miaramila, Ary Novonoina Avy Eo
Olona maherin'ny arivo no nitangorona tao an-drenivohitr'i Myanmar mba hitaky ny hanaovana fanadihadiana lalina ny nahafaty ilay mpanangom-baovao tany am-ponja izay nolazain'ireo mpanao fihetsiketsehana fa nampijaliana sy novonoin'ny miaramila.