Tantara mikasika ny Feo voarahona tamin'ny Jona, 2014
FANAMBARANA: Mitaky Ny Famotsorana An'ilay Mpampianatry Ny Oniversite Alexander Sodiqov Ny Global Voices
Ny fikambanana Global Voices dia miantso ny famotsorana an'i Alexander Sodiqov, teratany Tajik sy mpianatra doktorà ao amin'ny Oniversiten'i Toronto ary mpanoratra ato amin'ny Global Voices izay nogadraina ao Tadjikistan amin'izao fotoana izao.